<-
->

1Sm / 1Sam 14:17 Then said Saul unto the people that were with him, Number now, and see who is gone from us. And when they had numbered, behold, Jonathan and his armourbearer were not there. Ary hoy Saoly tamin' ny olona teo aminy: Alaharo, ka izahao izay niala tamintsika. Ary nony voalahatra ny olona, dia Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany no tsy teo. Ka hoy Saola tamin' ny vahoaka nomba azy: Ataovy ny matso, ka zahao izay niala tamintsika. Dia nanao matso izy ireo, ka hita fa Jonatasy sy ny mpitondra fiadiany no tsy teo. et Saül dit à la troupe qui était avec lui : " Faites l' appel et voyez qui d' entre nous est parti. " On fit l' appel et voilà que Jonathan et son écuyer étaient absents!