<-
->

1Sm / 1Sam 14:20 And Saul and all the people that were with him assembled themselves, and they came to the battle: and, behold, every man' s sword was against his fellow, and there was a very great discomfiture. Ary Saoly sy ny vahoaka rehetra izay teo aminy nivory, ka dia tonga tany amin' ny ady izy, ary indreo ny Filistina nifamely tamin' ny sabany, dia izy samy izy, ka nifanaritaka be ihany. Rahefa izany dia nivory Saola mbamin' ny vahoaka rehetra nomba azy, ka nandroso tonga hatrany amin' ny toerana niadiana; ka indro fa izy samy izy no nifamely sabatra ary efa nifanaritaka be ihany. Saül et toute la troupe qui était avec lui se réunirent et arrivèrent au lieu du combat : voilà qu' ils tiraient l'épée les uns contre les autres, une énorme panique!