<-
->

1Sm / 1Sam 14:33 Then they told Saul, saying, Behold, the people sin against the Lord, in that they eat with the blood. And he said, Ye have transgressed: roll a great stone unto me this day. Ary nisy nanambara tamin' i Saoly hoe: Indro, ny olona manota amin' i Jehovah, fa mihinana zavatra mbamin' ny ràny izy. Ary hoy Saoly: Efa diso ianareo, manakodiava vato lehibe etý amiko anio. Ary nisy nilaza tamin' i Saola, nanao hoe: Indro, manota amn' ny Tompo ny vahoaka, fa homan-javatra miaraka amin' ny rany. Ka hoy Saola: Efa nanao hadisoana hianareo, ka kodiavo vato lehibe ho aty amiko izao ankehitriny izao ihany! On avertit ainsi Saül : " Le peuple est en train de pécher contre Yahvé en mangeant avec le sang! " Alors il dit : " Vous avez été infidèles! Roulez-moi ici une grande pierre! "