<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 14:37 | And |
Ary Saoly nanontany tamin' Andriamanitra hoe: Hidina hanenjika ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tànan' ny Isiraely va izy? Fa tsy namaly azy akory Izy androtr' iny. | Dia nanontany an' Andriamanitra Saola nanao hoe: Hidina hanenjika ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tànan' Israely va ireny? Fa tsy nomeny valy izy, tamin' izay andro izay. |