<-
->

1Sm / 1Sam 14:38 And Saul said, Draw ye near hither, all the chief of the people: and know and see wherein this sin hath been this day. Ary hoy Saoly: Manatona etý, ianareo loholona rehetra, ary fantaro ka izahao izay nahatonga izao fahotana androany izao? Hoy Saola: Avia aty hianareo rehetra loholon' ny vahoaka. Zahao ka fantaro izay fahotana natao androany. Alors, Saül dit : " Approchez ici, vous tous, chefs du peuple! Examinez bien en quoi a consisté la faute d' aujourd' hui.