<-
->

1Sm / 1Sam 14:41 Therefore Saul said unto the Lord God of Israel, Give a perfect lot. And Saul and Jonathan were taken: but the people escaped. Dia hoy Saoly tamin' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Asehoy izay marina. Ary Jonatana sy Saoly no notànany, fa afaka ny olona. Ary hoy Saola tamin' ny Tompo: Ry Andriamanitr' Israely ô, asehoy izay marina! Dia Jonatasy sy Saola no voatondro, ka ny vahoaka afaka. Saül dit alors : " Yahvé, Dieu d' Israël, pourquoi n' as-tu pas répondu aujourd' hui à ton serviteur ? Si la faute est sur moi ou sur mon fils Jonathan, Yahvé, Dieu d' Israël, donne urim; si la faute est sur ton peuple Israël, donne tummim. " Saül et Jonathan furent désignés et le peuple échappa.