<-
->

1Sm / 1Sam 14:43 Then Saul said to Jonathan, Tell me what thou hast done. And Jonathan told him, and said, I did but taste a little honey with the end of the rod that was in mine hand, and, lo, I must die. Dia hoy Saoly tamin' i Jonatana: Ambarao amiko izay nataonao. Ary Jonatana nanambara taminy hoe: Nanandrana tantely kely monja tamin' ny tendron' ny tehina tetý an-tanako aho, ary, indro, tsy maintsy ho faty aho. Ka hoy Saola tamin' i Jonatasy: Ambarao amiko izay nataonao. Dia nambaran' i Jonatasy azy, ka hoy izy: Nanandrana tantely kely tamin' ny loha tehina tety an-tànako, ary inty aho manaiky ny ho faty. Alors Saül dit à Jonathan : " Avoue-moi ce que tu as fait. " Jonathan répondit : " J' ai seulement goûté un peu de miel avec le bout du bâton que j' avais à la main. Je suis prêt à mourir. "