<-
->

1Sm / 1Sam 14:46 Then Saul went up from following the Philistines: and the Philistines went to their own place. Ary Saoly niakatra rehefa avy nanenjika ny Filistina; ary ny Filistina kosa dia lasa nankany amin' ny taniny. Saola niakatra fa tsy nanenjika ny Filistina ary tafaverina tany amin' ny taniny ny Filistina. Saül renonça à poursuivre les Philistins et les Philistins gagnèrent leur pays.