<-
->

1Sm / 1Sam 14:49 Now the sons of Saul were Jonathan, and Ishui, and Melchishua: and the names of his two daughters were these; the name of the firstborn Merab, and the name of the younger Michal: Ary izao no zanakalahin' i Saoly: Jonatana sy Jisvy sy Malkisoa; izao kosa no anaran' ny zananivavy roa: ny anaran' ny vavimatoa Meraba, ary ny anaran' ny faravavy Mikala. Ny zanakalahin' i Saola dia Jonatasy, Jesoì, Melkisoà, ary ny anaran' ny zanany roa vavy, dia Meroba ny zokiny ary Mikola ny zandriny. Saül eut pour fils Jonathan, Ishyo et Malki-Shua. Les noms de ses deux filles étaient Mérab pour l' aînée et Mikal pour la cadette.