<-
->

1Sm / 1Sam 14:52 And there was sore war against the Philistines all the days of Saul: and when Saul saw any strong man, or any valiant man, he took him unto him. Ary mafy ny ady tamin' ny Filistina tamin' ny andron' i Saoly rehetra; koa raha nisy olona matanjaka sy mahery hitan' i Saoly, dia nalainy ho azy. Nandritry ny andro rehetra niainan' i Saola, dia mafy dia mafy ny ady tamin' ny Filistina, ka nony nahita lehilahy matanjaka sy mahery fo Saola dia nitana azy ho amin' ny fanompoana azy. Il y eut une guerre acharnée contre les Philistins tant que vécut Saül. Tous les braves et tous les vaillants que voyait Saül, il se les attachait.