<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 15:1 | Ary hoy Samoela tamin' i Saoly: Jehovah naniraka ahy hanosotra anao ho mpanjakan' ny Isiraely olony; koa ankehitriny mihainoa ny tenin' i Jehovah ianao. | Ary hoy Samoela tamin' i Saola: Izaho no nirahin' ny Tompo hanosotra anao ho mpanjaka amin' ny vahoakany, amin' Israely: koa henoy izay lazain' ny Tompo: |