<-
->

1Sm / 1Sam 15:11 It repenteth me that I have set up Saul to be king: for he is turned back from following me, and hath not performed my commandments. And it grieved Samuel; and he cried unto the Lord all night. Manenina Aho noho ny nanaovako an' i Saoly ho mpanjaka, fa niala tamin' ny fanarahana Ahy izy ka tsy nahatanteraka ny teniko. Dia tezitra Samoela ka nitaraina tamin' i Jehovah mandritra ny alina. Manenina aho tamin' ny nananganako an' i Saola ho mpanjaka; fa nivily niala tamiko izy, ary tsy narahiny ny teniko. Dia nalahelo Samoela ary nitaraina tamin' ny Tompo izy nandritra iny alina iny. " Je me repens d' avoir donné la royauté à Saül, car il s' est détourné de moi et n' a pas exécuté mes ordres. " Samuel s' enflamma et cria vers Yahvé pendant toute la nuit.