<-
->

1Sm / 1Sam 15:15 And Saul said, They have brought them from the Amalekites: for the people spared the best of the sheep and of the oxen, to sacrifice unto the Lord thy God; and the rest we have utterly destroyed. Ary hoy Saoly: Avy tany amin' ny Amalekita no nitondrany ireny, fa ny olona namela izay ondry aman' osy sy omby tsara indrindra mba hovonoina hatao fanatitra ho an' i Jehovah Andriamanitrao, fa ny sisa dia naringanay ihany avokoa. Dia hoy ny navalin' i Saola: Nentin' ny olona avy any amin' ny Amalesita ireny; fa navelan' ny olona hatao sorona ho an' ny Tompo Andriamanitrao ny tsara indrindra amin' ny ondry sy ny omby, ary ny sisa nataonay anatema. " On les a amenés d' Amaleq, répondit Saül, car le peuple a épargné le meilleur du petit et du gros bétail en vue de l' offrir en sacrifice à Yahvé ton Dieu. Quant au reste, nous l' avons voué à l' anathème.