<-
->

1Sm / 1Sam 15:16 Then Samuel said unto Saul, Stay, and I will tell thee what the Lord hath said to me this night. And he said unto him, Say on. Dia hoy Samoela tamin' i Saoly: Aoka izay, fa hambarako aminao izay nolazain' i Jehovah tamiko halina. Ary hoy izy taminy: Ambarao ary. Ka hoy Samoela tamin' i Saola: Aoka izay, fa hambarako anao izao izay nolazain' ny Tompo tamiko halina. Dia hoy Saola taminy: Lazao. Mais Samuel dit à Saül : " Cesse donc, et laisse-moi t' annoncer ce que Yahvé m' a révélé cette nuit. " Il lui dit : " Parle. "