<-
->

1Sm / 1Sam 15:28 And Samuel said unto him, The Lord hath rent the kingdom of Israel from thee this day, and hath given it to a neighbour of thine, that is better than thou. Dia hoy Samoela tamin' i Saoly: Efa notriarin' i Jehovah kosa ho afaka aminao androany ny fanjakan' Isiraely ka efa nomeny ny namanao izay tsara noho ianao. Dia hoy Samoela taminy: Efa notriarin' ny Tompo ho afaka aminao androany ny fanjakan' Israely, ary efa nomeny ny namana akaikinao izay tsara noho hianao. et Samuel lui dit : " Aujourd' hui, Yahvé t' a arraché la royauté sur Israël et l' a donnée à ton voisin, qui est meilleur que toi. "