<-
->

1Sm / 1Sam 15:30 Then he said, I have sinned: yet honour me now, I pray thee, before the elders of my people, and before Israel, and turn again with me, that I may worship the Lord thy God. Fa hoy Saoly: Efa nanota aho izao, kanefa, masìna ianao, mba omeo voninahitra eo anatrehan' ny loholoko sy eo anatrehan' ny Isiraely aho, ary andeha re hiara-miverina amiko indray mba hiankohofako eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao. Hoy Saola: Nanota aho! Kanefa mihanta aminao aho ankehitriny, mba omeo voninahitra eo anatrehan' ny loholon' ny vahoaka, eo anatrehan' Israely aho, ka handeha hiara-miverina amiko, dia hivavaka amin' ny Tompo Andriamanitrao aho. Saül dit : " J' ai péché, cependant, je t' en prie, honore-moi devant les anciens de mon peuple et devant Israël, et reviens avec moi pour que j' adore Yahvé ton Dieu. "