<-
->

1Sm / 1Sam 15:35 And Samuel came no more to see Saul until the day of his death: nevertheless Samuel mourned for Saul: and the Lord repented that he had made Saul king over Israel. Ary Samoela tsy namangy an' i Saoly intsony ambara-pahafatiny; fa Samoela nalahelo an' i Saoly. Ary Jehovah nanenina noho ny nanaovany an' i Saoly ho mpanjakan' ny Isiraely. Tsy nahita an' i Saola intsony Samoela mandra-pahafatiny. Nitomany an' i Saola Samoela satria nanenina Iaveh tamin' ny nananganany azy ho mpanjaka amin' Israely. Samuel ne revit plus Saül jusqu'à sa mort. En effet Samuel pleurait Saül, mais Yahvé s'était repenti de l' avoir fait roi sur Israël.