<-
->

1Sm / 1Sam 15:8 And he took Agag the king of the Amalekites alive, and utterly destroyed all the people with the edge of the sword. Ary azony sambo-belona Agaga, mpanjakan' ny Amalekita, fa ny vahoaka rehetra kosa dia naringany tamin' ny lelan-tsabatra. Agaga mpanjakan' i Amaleka nataony sambo-belona, ary ny vahoaka rehetra nataony anatema tamin' ny lelan-tsabatra. Il prit vivant Agag, roi des Amalécites, et il passa tout le peuple au fil de l'épée, en exécution de l' anathème.