<-
->

1Sm / 1Sam 16:1 And the Lord said unto Samuel, How long wilt thou mourn for Saul, seeing I have rejected him from reigning over Israel? fill thine horn with oil, and go, I will send thee to Jesse the Bethlehemite: for I have provided me a king among his sons. Ary hoy Jehovah tamin' i Samoela: Mandra-pahoviana no hahalahelovanao an' i Saoly, nefa Izaho efa nandà azy tsy ho mpanjakan' ny Isiraely? fenoy diloilo ny tandrokao, ka mandehana, fa hirahiko ho any amin' i Jese Betlehemita ianao; fa efa nahita mpanjaka ho Ahy ao amin' ny zanany Aho. Ka hoy Iaveh tamin' i Samoela: Mandra-pahoviana no hitomanianao an' i Saola, kanefa aho manary azy tsy ho mpanjaka amin' Israely intsony? Fenoy diloilo ny tandrokao, dia mandehana fa irahiko ho amin' Isaï any Betleema hianao, satria amin' ny zanany no nahitako ilay mpanjaka tiako. Yahvé dit à Samuel : " Jusques à quand resteras-tu à pleurer Saül, alors que moi je l' ai rejeté pour qu' il ne règne plus sur Israël ? Emplis d' huile ta corne et va! Je t' envoie chez Jessé le Bethléemite, car je me suis choisi un roi parmi ses fils. "