<-
->

1Sm / 1Sam 16:14 But the Spirit of the Lord departed from Saul, and an evil spirit from the Lord troubled him. Fa ny Fanahin' i Jehovah efa niala tamin' i Saoly, ary nisy fanahy ratsy avy tany amin' i Jehovah nampahatahotra azy. Ary niala tamin' i Saola ny Fanahin' ny Tompo, fa nisy fanahy ratsy avy amin' ny Tompo nalatsany tamin' i Saola. L' esprit de Yahvé s'était retiré de Saül et un mauvais esprit, venant de Yahvé, lui causait des terreurs.