<-
->

1Sm / 1Sam 16:2 And Samuel said, How can I go? if Saul hear it, he will kill me. And the Lord said, Take an heifer with thee, and say, I am come to sacrifice to the Lord. Fa hoy Samoela: Hataoko ahoana no fandeha; fa raha ren' i Saoly izany, moa tsy hovonoiny va aho? Ary hoy Jehovah: Mitondrà ombivavy kely ianao, ka lazao hoe: Avy hamono zavatra hatao fanatitra ho an' i Jehovah aho. Dia hoy Samoela: Hataoko ahoana no fankàny? Ho ren' i Saola izany dia hataony maty aho? Ary hoy Iaveh: Mitondrà vantotr' ombivavy, ka ataovy hoe: Hanatitra sorona ho an' ny Tompo no nankanesako taty. Samuel dit : " Comment pourrais-je y aller ? Saül l' apprendra et il me tuera! " Mais Yahvé reprit : " Tu prendras avec toi une génisse et tu diras : "C' est pour sacrifier à Yahvé que je suis venu. "