<-
->

1Sm / 1Sam 16:23 And it came to pass, when the evil spirit from God was upon Saul, that David took an harp, and played with his hand: so Saul was refreshed, and was well, and the evil spirit departed from him. Ary raha nisy fanahy avy tany amin' Andriamanitra tonga tao amin' i Saoly, dia noraisin' i Davida ny lokanga ka notendren' ny tànany; ka dia velombelona sady nanaritra Saoly, ary ny fanahy ratsy niala taminy. Nony injay tonga amin' i Saola ny fanahy avy amin' Andriamanitra, raisin' i Davida ny harpa, ka tendreny amin' ny tànany dia mionona Saola sy finaritra, ary miala aminy ny fanahy ratsy. Ainsi, chaque fois que l' esprit de Dieu assaillait Saül, David prenait la cithare et il en jouait; alors Saül se calmait, il allait mieux et le mauvais esprit s'écartait de lui.