<-
->

1Sm / 1Sam 17:13 And the three eldest sons of Jesse went and followed Saul to the battle: and the names of his three sons that went to the battle were Eliab the firstborn, and next unto him Abinadab, and the third Shammah. ary ny zokiny telo lahy tamin' ny zanak' i Jese lasa nanaraka an' i Saoly nankany an-tafika; ary ny anaran' ny zanany telo lahy lasa nankany an-tafika dia Eliaba, lahimatoa, sy Abinadaba, lahiaivo, ary Sama no fahatelony; Lasa nanaraka an' i Saola tany amin' ny ady ny telo lahy zokiny tamin' ny zanak' Isaïa; ary izao no anaran' ireo zanany telo lahy lasa tany amin' ny ady: Eliaba no lahimatoa, Abinadaba no lahiaivo, ary Samà no fahatelony. Les trois fils aînés de Jessé partirent en guerre derrière Saül. Ses trois fils qui partirent en guerre s' appelaient, l' aîné Éliab, le second Abinadab et le troisième Shamma.