<-
->

1Sm / 1Sam 17:19 Now Saul, and they, and all the men of Israel, were in the valley of Elah, fighting with the Philistines. Ary Saoly sy izy telo lahy mbamin' ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely dia teo amin' ny lohasaha Elaha niady tamin' ny Filistina. Ao amin' ny lohasahan' ny Terebinta Saola sy izy telo lahy ary ny lehilahy rehetra amin' Israely miady amin' ny Filistina. Ils sont avec Saül et tous les hommes d' Israël dans la vallée du Térébinthe, faisant la guerre aux Philistins. "