<-
->

1Sm / 1Sam 17:33 And Saul said to David, Thou art not able to go against this Philistine to fight with him: for thou art but a youth, and he a man of war from his youth. Fa hoy Saoly tamin' i Davida: Tsy tohanao ny handeha hiady amin' io Filistina io, satria mbola zaza ianao, fa izy efa mpiady hatrizay niainany. Fa hoy Saola tamin' i Davida: Tsy azonao atao ny mandroso hihaona amin' io Filistina io mba hiady aminy, fa hianao mbola zaza, izy efa lehilahy mpiady hatramin' ny fahatanorany. Mais Saül répondit à David : " Tu ne peux pas marcher contre ce Philistin pour lutter contre lui, car tu n' es qu' un enfant, et lui, il est un homme de guerre depuis sa jeunesse. "