<-
->

1Sm / 1Sam 17:8 And he stood and cried unto the armies of Israel, and said unto them, Why are ye come out to set your battle in array? am not I a Philistine, and ye servants to Saul? choose you a man for you, and let him come down to me. Ary nijanona izy, dia niantso ny miaramilan' ny Isiraely ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no mivoaka hilahatra hiady? Tsy Filistina va aho, ary ianareo kosa mpanompon' i Saoly? Mifidiana lehilahy iray ianareo, ary aoka izy hidina etý amiko. Nitsatoka izy, dia niantso ny antokon' Israely ka niteny tamin' ny feo avo nanao tamin' izy ireo hoe: Ahoana ange no nivoahanareo hilahatra hiady? Moa tsy Filistina aho, ary hianareo kosa moa tsy mpanompon' i Saola? Koa mifidiana lehilahy anankiray hianareo, hidina hikatroka amiko. Il se campa devant les lignes israélites et leur cria : " Pourquoi êtes-vous sortis pour vous ranger en bataille ? Ne suis-je pas, moi, le Philistin, et vous, n'êtes-vous pas les serviteurs de Saül ? Choisissez-vous un homme et qu' il descende vers moi.