<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 18:18 | And |
Fa hoy Davida tamin' i Saoly: Zinona moa aho, ary manao ahoana no toetry ny mpianakavin' ny raiko ao amin' ny Isiraely, no ho vinanton' ny mpanjaka aho? | Dia namaly an' i Saola Davida nanao hoe: Zinona moa aho, zinona ny aiko, ary zinona ny fianakavian' ikaky eo amin' Israely, no dia ho vinanton' ny mpanjaka aho? |