<-
->

1Sm / 1Sam 19:24 And he stripped off his clothes also, and prophesied before Samuel in like manner, and lay down naked all that day and all that night. Wherefore they say, Is Saul also among the prophets? Ary nanaisotra ny fitafiany koa izy ka mba naminany tahaka ny sasany teo anatrehan' i Samoela, ary izy nandry nitanjaka mandritra iny andro sy alina iny. Koa izany no nanaovan' ny olona hoe: Saoly koa moa mba isan' ny mpaminany? Mba niala lamba ka naminany koa izy teo anatrehan' i Samoela, sy nipetraka tamin' ny tany, tsy nitafy, nandritra iny andro iny sy ny alina manontolo. Izany no anton' ny fitenin' ny olona hoe: Mba isan' ny mpaminany koa ve Saola? Lui aussi il se dépouilla de ses vêtements, lui aussi il fut pris de délire devant Samuel, puis il s'écroula nu et resta ainsi tout ce jour et toute la nuit. D' où le dicton : " Saül est-il aussi parmi les prophètes ? "