<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 19:4 | And |
Ary Jonatana nilaza soa an' i Davida tamin' i Saoly rainy, ka hoy izy taminy: Aoka ny mpanjaka tsy hanisy ratsy an' i Davida mpanompony, fa izy tsy nanisy ratsy anao, sady nahasoa anao indrindra ny nataony, | Nilaza soa an' i Davida, tamin' i Saola rainy, Jonatasy, fa hoy izy taminy: Aoka ny mpanjaka tsy hanota amin' i Davida mpanompony, satria tsy nanota taminao izy. Fa vao mainka koa soa ho anao aza ny nataony rehetra, |