<-
->

1Sm / 1Sam 19:7 And Jonathan called David, and Jonathan shewed him all those things. And Jonathan brought David to Saul, and he was in his presence, as in times past. Ary Jonatana niantso an' i Davida ka nanambara izany rehetra Izany taminy, dia nitondra an' i Davida ho eo amin' i Saoly, ka dia nitoetra teo anatrehany tahaka ny teo aloha ihany indray izy. Dia nantsoin' i Jonatasy Davida ary nilazan' i Jonatasy izany teny rehetra izany, vao nentin' i Jonatasy nankeo amin' i Saola Davida, ka nitoetra teo anatrehany, toy ny taloha indray. Alors Jonathan appela David et il lui rapporta toutes ces choses. Puis il le conduisit à Saül et David reprit son service comme auparavant. Attentat de Saül contre David.