<-
->

1Sm / 1Sam 2:14 And he struck it into the pan, or kettle, or caldron, or pot; all that the fleshhook brought up the priest took for himself. So they did in Shiloh unto all the Israelites that came thither. dia natsindrony tao anatin' ny fanendasana ny fitrebika, na tao anatin' ny fahandroan-kena, na ny vilany, na ny vilanibe, ka izay rehetra azon' ny fitrebika tao dia nalain' ny mpisorona ho azy. Ary izany no fanaony tao Silo tamin' ny Isiraely rehetra izay tonga tao. dia atsobony ao anatin' ny vilany lehibe na nongo na vilany, na vilanin-daoka; ka izay rehetra azon' ny fitrebika avy ao, dia alain' ny mpisorona ho azy. Ataony toy izany avokoa ny Israelita tonga ao Silao. il piquait dans le chaudron ou dans la marmite ou dans la terrine ou dans le pot, et le prêtre s' attribuait tout ce que ramenait la fourchette; on agissait ainsi avec tous les Israélites qui venaient là, à Silo.