<-
->

1Sm / 1Sam 2:29 Wherefore kick ye at my sacrifice and at mine offering, which I have commanded in my habitation; and honourest thy sons above me, to make yourselves fat with the chiefest of all the offerings of Israel my people? Nahoana no hitsahinareo ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hohanina izay aterina ho Ahy, dia ilay nasaiko hatao ao amin' ny fonenako, ka ny zanakao no omenao voninahitra mihoatra noho Izaho, mba hanatavy anareo amin' izay tsara indrindra amin' ny fanatitra rehetra aterin' ny Isiraely oloko? Ka ahoana no dia nohosenareo amin' ny tongotrareo ny sorona amam-panatitra ho ahy izay nodidiako haterina ao amin' ny fonenako? Ary nahoana no dia ny zanakao indray no omenao voninahitra mihoatra noho izaho, fa anatavezanareo tena ny tsara indrindra amin' ny fanatitra rehetra avy amin' Israely vahoakako. Pourquoi piétinez-vous l' offrande et le sacrifice que j' ai ordonnés pour ma Demeure, et honores-tu tes fils plus que moi, en vous engraissant du meilleur de toutes les offrandes d' Israël, mon peuple ?