<-
->

1Sm / 1Sam 2:30 Wherefore the Lord God of Israel saith, I said indeed that thy house, and the house of thy father, should walk before me for ever: but now the Lord saith, Be it far from me; for them that honour me I will honour, and they that despise me shall be lightly esteemed. Koa izany no anaovan' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, hoe: Efa voalazako tokoa fa ny taranakao sy ny tarana-drainao no handeha eo anatrehako mandrakizay; fa ankehitriny kosa, hoy Jehovah, sanatria Ahy izany; fa izay manome voninahitra Ahy no homeko voninahitra, ary izay manamavo Ahy no ho afa-baraka. Noho izany, izao no tenin' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Efa voalazako fa ny taranakao sy ny tarana-drainao no handeha eo anatrehako mandrakizay; nefa ankehitriny, aza ho toy izany intsony, hoy Iaveh. Fa izay manaja ahy no hohajaiko, ary izay maniratsira ahy hotsiratsiraiko koa. C' est pourquoi - oracle de Yahvé, Dieu d' Israël - j' avais bien dit que ta maison et la maison de ton père marcheraient en ma présence pour toujours, mais maintenant - oracle de Yahvé - je m' en garderai! Car j' honore ceux qui m' honorent et ceux qui me méprisent sont traités comme rien.