<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 20:25 | And the king sat upon his seat, as at other times, even upon a seat by the wall: and |
teo amin' ny fipetrahany tahaka ny isanandro ihany ny mpanjaka, dia teo amin' ny fipetrahana teo anilan' ny rindrina, koa Jonatana nitsangana, fa Abnera nipetraka teo anilan' i Saoly; ary foana kosa ny fipetrahan' i Davida. | Ka araka ny fanao dia nipetraka teo amin' ny sezany ny mpanjaka, dia ilay seza manolotra ny rindrina, Jonatasy nitsangana, ary Abnera nipetraka teo anilan' i Saola, ary ny fipetrahan' i Davida dia foana. | Le roi s' assit à sa place habituelle, la place contre le mur, |