<-
->

1Sm / 1Sam 20:26 Nevertheless Saul spake not any thing that day: for he thought, Something hath befallen him, he is not clean; surely he is not clean. Nefa Saoly tsy niteny na inona na inona tamin' izany andro izany; fa nataony ho nisy zavatra nanjo azy, ka tsy madio izy, eny, tsy madio izy. Tsy niteny na inona na inona Saola tamin' io andro io, fa nisy zavatra nahazo azy izay, hoy izy, ka tsy madio izy, eny tokoa tsy madio izy. Cependant, Saül ne dit rien ce jour-là; il pensa : " C' est un accident, il n' est pas pur. "