<-
->

1Sm / 1Sam 23:13 Then David and his men, which were about six hundred, arose and departed out of Keilah, and went whithersoever they could go. And it was told Saul that David was escaped from Keilah; and he forbare to go forth. Ary dia niainga Davida sy ny olony tokony ho enin-jato lahy ka niala tao Keila ary nandeha tamin' izay azony naleha. Ary nolazaina tamin' i Saoly fa efa nandositra niala tao Keila Davida, dia nijanona tsy nandeha izy. Dia niainga Davida sy ny olony, sahabo ho enin-jato lahy, ka niala tao Keilà, ka dia nandeha nankatsy nankary nanao anjoanjo tany. Nony ren' i Saola fa hoe nandositra niala tao Keilà Davida dia niato tsy nandeha izy. Alors David partit avec ses hommes, au nombre d' environ six cents, ils sortirent de Qéïla et errèrent à l' aventure. On rapporta à Saül que David s'était échappé de Qéïla et il abandonna l' expédition.