<-
->

1Sm / 1Sam 23:15 And David saw that Saul was come out to seek his life: and David was in the wilderness of Ziph in a wood. Ary hitan' i Davida fa Saoly nivoaka hitady ny ainy; fa Davida dia tany an-efitr' i Zifa tany anaty ala. Fantatr' i Davida fa niainga niantafika hanala ny ainy Saola ary Davida nitoetra tao amin' ny efitr' i Zifa, any anaty ala. David se rendit compte que Saül était entré en campagne pour attenter à sa vie. David était alors dans le désert de Ziph, à Horsha.