<-
->

1Sm / 1Sam 23:23 See therefore, and take knowledge of all the lurking places where he hideth himself, and come ye again to me with the certainty, and I will go with you: and it shall come to pass, if he be in the land, that I will search him out throughout all the thousands of Judah. Koa izahao sy fantaro tsara ny fierena rehetra izay iereny, dia miverena etý amiko indray hilaza marimarina, ary izaho dia hiaraka aminareo; koa raha mitoetra amin' ny tany izy, dia hotadiaviko eran' ny arivon' i Joda rehetra. Ka zahao sy fantaro avokoa ny toerana rehetra fiereny, dia miverena aty amiko mitondra fanoroana izany mazava, dia handeha miaraka aminareo aho. Fa raha eto amin' ny tany koa iny dia hokarohiko amin' ny arivon' i Jodà rehetra. Rendez-vous compte de toutes les cachettes où il se terre et revenez me voir quand vous serez sûrs. Alors, j' irai avec vous et, s' il est dans le pays, je le traquerai dans tous les clans de Juda. "