<-
->

1Sm / 1Sam 28:6 And when Saul enquired of the Lord, the Lord answered him not, neither by dreams, nor by Urim, nor by prophets. Ary Saoly dia nanontany tamin' i Jehovah, fa Jehovah tsy namaly azy, na tamin' ny nofy, na tamin' ny Orima, na tamin' ny mpaminany. Nanontany an' ny Tompo Saola, nefa tsy namaly azy Iaveh, na tamin' ny nofy, na tamin' ny Orima, na tamin' ny mpaminany. Saül consulta Yahvé, mais Yahvé ne lui répondit pas, ni par les songes, ni par les sorts, ni par les prophètes.