<-
->

1Sm / 1Sam 29:4 And the princes of the Philistines were wroth with him; and the princes of the Philistines said unto him, Make this fellow return, that he may go again to his place which thou hast appointed him, and let him not go down with us to battle, lest in the battle he be an adversary to us: for wherewith should he reconcile himself unto his master? should it not be with the heads of these men? Dia tezitra taminy ireo andrianan' ny Filistina ka nanao taminy hoe: Avereno ihany ilehio ho any amin' ny fonenany izay efa nomenao azy, fa aza avela hidina hiaraka amintsika hiady izy, fandrao ho tonga fahavalontsika raha miady; fa amin' inona no hahazoan' io sitraka amin' ny tompony? Tsy amin' ny lohan' ireto olona ireto va? Tezitra tamin' i Akisa anefa ireo filohan' ny Filistina ka hoy ny filohan' ny Filistina taminy hoe: Alefaso iny lehilahy iny, aoka izy hiverina any amin' ny tany namponenanao azy any, fa aoka tsy hiara-midina amintsika ho any amin' ny ady, fandrao dia tonga fahavalontsika izy rahefa miady. Satria inona indray ary no hahazoany sitraka amin' ny tompoony fa tsy amin' ny fanolorany aminy ny lohan' ireto lehilahy ireto. Les princes des Philistins s' emportèrent contre lui et ils lui dirent : " Renvoie cet homme et qu' il retourne au lieu que tu lui as assigné. Qu' il ne vienne pas en guerre avec nous et ne se retourne pas contre nous dans le combat! Comment celui-là achèterait-il la faveur de son maître, sinon avec la tête des hommes que voici ?