<-
->

1Sm / 1Sam 30:1 And it came to pass, when David and his men were come to Ziklag on the third day, that the Amalekites had invaded the south, and Ziklag, and smitten Ziklag, and burned it with fire; Ary nony tonga teo Ziklaga Davida sy ny olony tamin' ny andro fahatelo, dia, indro, ny Amalekita efa nanafika ny tany atsimo sy Ziklaga ka namely an' i Ziklaga sy nandoro azy tamin' ny afo; Nony tonga tao Sikelega Davida mbamin' ny olony, tamin' ny andro fahatelo, dia efa notafihin' ny Amalesita ny Negeba sy Sikelega: nasiany Sikelega ka nodorany; David et ses hommes arrivèrent à Çiqlag le surlendemain. Or les Amalécites avaient fait une razzia au Négeb et contre Çiqlag; ils avaient dévasté Çiqlag et l' avaient livrée au feu.