<-
->

1Sm / 1Sam 30:11 And they found an Egyptian in the field, and brought him to David, and gave him bread, and he did eat; and they made him drink water; Ary nahita lehilahy Egyptiana tany an-tsaha ny olona, ka nentiny tany amin' i Davida; ary nomeny hanina ralehilahy, ka nihinana izy, ary nampisotroiny rano koa izy. Ary nahita lehilahy Ejipsiana anankiray tany an-tsaha izy ireo ka nentiny tao amin' i Davida. Ary nomeny mofo izy dia nihinana ary nampisotroin-drano, On trouva un Égyptien dans la campagne et on l' amena à David. On lui donna du pain, qu' il mangea, et on lui fit boire de l' eau.