<-
->

1Sm / 1Sam 31:3 And the battle went sore against Saul, and the archers hit him; and he was sore wounded of the archers. Ary mafy ny ady tamin' i Saoly, dia nifanehatra tamin' ny mpandefa tsipìka izy; ary raiki-tahotra indrindra izy noho ny mpandefa tsipìka. Dia Saola no nanaovan' ny mpiady am-bezatra; hitan' ny mpandefa tsipìka izy, ka natahotra mafy ny mpandefa tsipìka. Le poids du combat se porta sur Saül. Les tireurs d' arc le surprirent et il fut blessé gravement par les tireurs.