<-
->

1Sm / 1Sam 31:4 Then said Saul unto his armourbearer, Draw thy sword, and thrust me through therewith; lest these uncircumcised come and thrust me through, and abuse me. But his armourbearer would not; for he was sore afraid. Therefore Saul took a sword, and fell upon it. Ary hoy Saoly tamin' ny mpitondra ny fiadiany: Tsoahy ny sabatrao, ka tsatohy miboroaka aho, fandrao avy irery tsy mifora irery ka hotsatohany miboroaka aho, dia hataony ho fihomehezana. Nefa tsy nety ny mpitondra ny fiadany, fa natahotra loatra izy. Dia nalain' i Saoly ny sabatra ka nianjerany. Dia hoy Saola tamin' ity mpitondra fiadiany: Tsoahy ny sabatrao ka atrobary ahy, fandrao dia ireo tsy mifora ireo indray no tonga manatrobaka ahy, ka alany baraka aho. Tsy nety ilay mpitondra fiadiany, fa raiki-tahotra izy, ka Saola no naka ny sabany, dian nianjera taminy. Alors Saül dit à son écuyer : " Tire ton épée et transperce-moi, de peur que ces incirconcis ne viennent et ne se jouent de moi. " Mais son écuyer ne voulut pas, car il était rempli d' effroi. Alors Saül prit son épée et se jeta sur elle.