<-
->

1Sm / 1Sam 31:8 And it came to pass on the morrow, when the Philistines came to strip the slain, that they found Saul and his three sons fallen in mount Gilboa. Ary nony ampitso, raha tonga haka ny zavatra teo amin' ny maty ny Filistina, dia nahita an' i Saoly sy ny zanany telo lahy niampatrampatra teo an-tendrombohitra Gilboa izy. Ny ampitson' iny, tonga handroba ny zavatra teny amin' ny maty ny Filistina, ka nahita an' i Saola sy ny zanany telo lahy nitsitra tany an-tendrombohitra Jelboe. Le lendemain, les Philistins, venus pour détrousser les morts, trouvèrent Saül et ses trois fils gisant sur le mont Gelboé.