<-
->

1Sm / 1Sam 4:5 And when the ark of the covenant of the Lord came into the camp, all Israel shouted with a great shout, so that the earth rang again. Ary rehefa tonga teo an-toby ny fiaran' ny faneken' i Jehovah, dia nihoby mafy ny Zanak' Isiraely rehetra, ka dia nanako ny tany. Nony niditra teo an-toby ny fiaran' ny faneken' ny Tompo dia nihoby an-kafaliana lehibe Israely rehetra, ka nanako ny tany. Quand l' arche de Yahvé arriva au camp, tous les Israélites poussèrent une grande acclamation, qui fit résonner la terre.