<-
->

1Sm / 1Sam 5:11 So they sent and gathered together all the lords of the Philistines, and said, Send away the ark of the God of Israel, and let it go again to his own place, that it slay us not, and our people: for there was a deadly destruction throughout all the city; the hand of God was very heavy there. Dia naniraka olona izy ka nanangona ireo andriana rehetra tamin' ny Filistina ka nanao hoe: Ampandehano ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely, ary aoka ho entina ho any amin' ny fitoerany ihany indray izy mba tsy hahafaty antsika sy ny firenentsika; fa nanerana ny tanàna ny horohoron' ny fahafatesana, fa navesatra indrindra tao ny tànan' Andriamanitra. Ka naniraka olona niantso ny filohan' ny Filistina rehetra izy, ka hoy izy: Alefaso ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely, hiverina any amin' izay nitoerany indray mba tsy hahafaty anay sy ny firenenay. Ils firent convoquer tous les princes des Philistins et dirent : " Renvoyez l' arche du Dieu d' Israël, et qu' elle retourne à son lieu et ne me fasse pas mourir, moi et mon peuple. " Il y avait en effet une panique mortelle dans toute la ville, tant s' y était appesantie la main de Dieu.