<-
->

1Sm / 1Sam 5:8 They sent therefore and gathered all the lords of the Philistines unto them, and said, What shall we do with the ark of the God of Israel? And they answered, Let the ark of the God of Israel be carried about unto Gath. And they carried the ark of the God of Israel about thither. Dia naniraka olona izy ka nanangona ireo andriana rehetra tamin' ny Filistina hankeo aminy ka nanao hoe: Hataontsika ahoana ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely? Dia hoy ireo: Aoka hafindra hankany Gata ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely. Dia nafindrany ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely. Dia naniraka olona izy ireo, niantso ny filohan' ny Filistina rehetra hankeo aminy, ary nilaza hoe: Hataontsika ahoana ity fiaran' ny Andriamanitr' Israely? Ka hoy ny navalin' ireo: Aoka hafindra any Geta ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely; ka nafindrany tao ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely. Ils firent donc convoquer tous les princes des Philistins auprès d' eux et dirent : " Que devons-nous faire de l' arche du Dieu d' Israël ? " Ils décidèrent : " C' est à Gat que s' en ira l' arche du Dieu d' Israël ", et on emmena l' arche du Dieu d' Israël.