<-
->

1Sm / 1Sam 6:5 Wherefore ye shall make images of your emerods, and images of your mice that mar the land; and ye shall give glory unto the God of Israel: peradventure he will lighten his hand from off you, and from off your gods, and from off your land. Koa manaova sarin' ny vainareo sy sarin' ny totozinareo izay manimba ny tany; ary omeo voninahitra ny Andriamanitry ny Isiraely; angamba hanamaivana ny tanany hiala aminareo sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo Izy. Dia hoy ny navaliny: Vay volamena dimy, sy totozy volamena dimy, araka ny isan' ny andrianan' ny Filistina, fa aretina iray ihany no nahazo anareo sy ny andriananareo. Koa manaova sarin' ny vainareo sy sarin' ny totozinareo, izay manimba ny tany; izany anomezo voninahitra ny Andriamanitr' Israely; fa angamba izy hitsahatra tsy hanampatra ny tànany aminareo sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo. Faites des images de vos tumeurs et des images de vos rats, qui ravagent le pays, et rendez gloire au Dieu d' Israël. Peut-être sa main se fera-t-elle plus légère sur vous, vos dieux et votre pays.