<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 6:6 | Wherefore then do ye harden your hearts, as the |
Fa nahoana no manamafy ny fonareo ianareo, toy ny nanamafian' ny Egyptiana sy Farao ny fony? Raha nanao fahagagana namelezany azy Izy, moa tsy nalefany handeha va ny olona, ka dia lasa? | Nahoana hianareo no dia hanamafy ny fonareo, toy ny nanamafisan' i Ejipta sy Faraona ny fony? Tsy nalefan' ireo handeha va ny zanak' Israely, nony efa nasiany tamin' ny saziny izy ireo? | Pourquoi endurciriez-vous votre coeur comme l' ont endurci les |